|
|
|
|

Teny iditra1  mitsatotsatoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  3 
4  Misy mitady lehilahy ato, hoy izy amin' ny feo mitsatotsatoka, ka hahita izy anio. [2.472#]
Ohatra  5  [2.472#] Misy mitady lehilahy ato, hoy izy amin' ny feo mitsatotsatoka, ka hahita izy anio.
6  [2.499#] Raha miara-mantsaka izy dia Ikemba no tsy maintsy ataony eo aloha, fa tiany hianarana, hono, ny famindrany mitsatotsatoka, ary iriny mba ho azo ny ranjony toy ny notefena.
Fototeny  7  tsatotsatoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11