Teny iditra mitsatsà (tsatsà)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Zaraina mitovy: Nitsatsà taminay fito mianadahy ny lova navelan' i Dada sy Neny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsatsa
nitsatsa
hitsatsa

2010/05/14