|
|
|
|

Teny iditra1  mitsatsà
Fototeny  2  tsatsà
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zaraina mitovy: Nitsatsà taminay fito mianadahy ny lova navelan' i Dada sy Neny
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  mitsatsà, mitsatsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08