Teny iditra mitsefaka (tsefaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitriatra, vaky, mitresaka: Be ny mitsefaka amin' ity tamboho ity [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsefaka
nitsefaka
hitsefaka

2010/05/14