Teny iditra | mitsefotra (tsefotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mipoaka kely: Nitsefotra ilay basy poleta fa efa nasiana tampim-peo Mamoaka tampoka rivotra voangona [1.1] | ||||||||
Ohatra | Tsy mbola hitany izany basy mitsefotra na mamoaka rano izany na oviana na oviana.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |