|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mitseky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] malahelo
4  [1.78] [Bara] mahantra, malahelo
Fototeny  5  tseky

Teny iditra (2/3)6  mitseky
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Bara] miahiahy, manahinahy

Teny iditra (3/3)9  mitseky
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Bara] manorisory , mitsetra

Fivaditsoratra  12  kimitse, mitseky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21