Teny iditra | mitseky (tseky) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Malahelo [1.78] | |
[Bara] Mahantra, malahelo [1.78] | ||
Teny iditra | mitseky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Miahiahy, manahinahy [1.78] | |
Teny iditra | mitseky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Manorisory , mitsetra [1.78] | |
Fivaditsoratra | kimitse, mitseky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |