|
|
|
|

Teny iditra1  mitselaka
Fototeny  2  tselaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mirehitra: Mora mitselaka ity hazo ity
Mamirapiratra, manjelanjelatra: Mitselaka ny sabatra eny anatin'ny laharan'ny miaramila
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mitselaka io

Fivaditsoratra  9  lematsika, milatsake, mitselaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21