Teny iditra | 1 mitsetaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tafiditra, tafatsofoka lalina: Nitsetaka tao afovoan' ny mpianatra an-jatony Ibalita ka tsy hita Miady, mifanentana tsara: Mitsetaka tsara amin' ny lohany ny satrony |
Fototeny | 4 tsetaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |