Teny iditra mitsetsaka (tsetsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirehitra haingana: Nisy rivotra nitsoka mafy ka nitsetsaka ilay mololo tao am-pahitr' i Dadabe [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay s'enflammer rapidement
¶ (figuré) répondre promptement [Abinal 1888]
Endriteny 
mitsetsaka
nitsetsaka
hitsetsaka

2012/06/20