Teny iditra mitsetsatsetsa (tsetsatsetsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy (afo) Mirefodrefotra fa voatondraka rano na menaka: Mitsetsatsetsa ny afo ka mihataha ianao
Mitovy hevitra: mipitripitrika ~ mipoapoaka ~ mirefodrefotra ~ mitsotsotsotso
¶ Mitsaontsaom-bava, mipentsompentsona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsetsatsetsa
nitsetsatsetsa
hitsetsatsetsa

2013/05/29