Teny iditra | 1 mitsetsetra |
Fototeny | 2 tsetra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamoaka feo avy amin' ny molotra sy ny nify ho fanehoana fangorahana na fiaraha-miory amin' ny malahelo |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mitsetsetra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |