|
|
|
|

Teny iditra1  mitsiaña
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] sahy: Aza mba mitsiaña midi-draha miova fa ny tanedi-dro vilaño ny kijeja ro valalamena (Aza sahy mandà ny fiovan-javatra fa ny tanimanga no manjary vilany ary ny kijeja no tonga valalamena)

Fivaditsoratra  4 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21