Teny iditra mitsiatsiaka (tsiatsiaka (tsiaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: rovitra
Ohatra Mitsiatsiaka ny akanga ambony tranon-dRatiankolazaina
tsy atodiny ry lahy tsy akaniny
fa ny tiana hiany no mampifehifehy
[Fox: Hainteny, laharana 404]

2013/11/07