Teny iditra mitsidafodafoka (tsidafodafoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsinkasinkasina, mitsilany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsidafodafoka
nitsidafodafoka
hitsidafodafoka

2010/05/14