Teny iditra mitsihanihany (tsihanihany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao vazivazy, vosobosotra izay indraindray entina hanarabiana na hanesoana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsihanihany
nitsihanihany
hitsihanihany

2010/05/14