Teny iditra mitsikabaka (tsikabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsinkafona eny ambony rano (toy ny didin-kena madinidinika ao anaty rony be mangeniheny) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsikabaka
nitsikabaka
hitsikabaka

2010/05/14