Teny iditra (1/2) | 1 mitsikamokamo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miseho ho malaindaina, tsy rotodrototra, mitsimozimozy, mivaroraka, miborerarera |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to do something reluctantly |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être nonchalant, paresseux |
Fototeny | 6 tsikamokamo |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mitsikamokamo |
Sokajin-teny | 11 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Bezanozano]
mitaredretra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |