Teny iditra mitsikanikany (tsikanikany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihomehimehy foana tsy misy antony, mivanivany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsikanikany
nitsikanikany
hitsikanikany

2010/05/14