Teny iditra mitsikebona (tsikebona (kebona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsinkafona ao anaty rano; enti-milaza zavatra tsy madio mangarangarana fa misy loto mitsinkafona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsikebona
nitsikebona
hitsikebona

2013/01/22