Teny iditra mitsikefakefaka (tsikefakefaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miendaka amin' ny laniny iray; mihofahofa amin' ny laniny iray [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsikefakefaka
nitsikefakefaka
hitsikefakefaka

2010/05/14