|
|
|
|

Teny iditra1  mitsikilo
Fototeny  2  tsikilo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao
Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  mitsikilo, tsikiloim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21