Teny iditra mitsikintsikina (tsikintsikina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Midihindihina, miedinedina, mitikintikina, miangentsana amin' ny fomba famindra sy ny haingo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsikintsikina
nitsikintsikina
hitsikintsikina

2010/05/14