Teny iditra mitsilailay (tsilailay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandry mivadibadika, mitsimbadimbadika, mitsinkasinkasina: Mitsilailay ao anaty mololo ny ankizy
¶ Manao zavatra tsy rototra fa mitaredretra, mitsiredareda, mitavozavoza: Mitsilailay mihitsy ity zaza ity raha manao zavatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay se rouler: Mitsilailay mandrakariva ao anatin' ny vovoka io zazalahy io (Ce garçon se roule continuellement dans la poussière)
¶ lambiner: Aza mitsilailay raha manao zavatra (Ne lambinez pas quand vous travaillez) [Abinal 1888]
Endriteny 
mitsilailay
nitsilailay
hitsilailay
mitsilailaiza

2010/05/14