Teny iditra mitsilany (tsilany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandry ka ny lamosina no atao ambany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsilany
nitsilany
hitsilany
mitsilanesa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2010/05/14