Teny iditra mitsilopilopy (tsilopilopy)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsilopilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika
(Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiainana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny varony hatramin' izay tsy fisian' ny entam-barotra avy any am-pita izay. / Mitsilopilopy ny fiainany noho ny fahanterany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05