Teny iditra | 1 mitsilotsilo |
Fototeny | 2 tsilotsilo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sady lava no marani-doha: Mitsilotsilo tranon-dakolosy irỳ |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] être épineux, garni d'épines comme les ronces |
Ohatra |
6 mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470] 7 Mangata-defona aho, izay lefona mitsilotsilo indrindra hamonoako tena eto anatrehanao. [2.298#74] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mitsilotsilo io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |