Teny iditra mitsimberivery (tsimberivery)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miriorio, mirenireny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsimberivery
nitsimberivery
hitsimberivery
mitsimberivere

2013/05/29