|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsimbina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tsimbina
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny
Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka!
Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny

Teny iditra (2/2)9  mitsimbìna
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsimbina [Fitanisana]
Fototeny  11  tsimbina
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]

Fivaditsoratra  14  itsimbinam, mitsimbìna, mitsimbina

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10