Teny iditra mitsimpohafoha (tsimpohafoha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsangantsangana (volo): Marary ny sakanay ka mitsimpohafoha ny volony
¶ Miseho na mifoha indray: Mitsimpohafoha indray ny fofoka amin' izao fotoana izao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsimpohafoha
nitsimpohafoha
hitsimpohafoha

2010/05/14