Teny iditra | 1 mitsimpohafoha |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitsangantsangana (volo): Marary ny sakanay ka mitsimpohafoha ny volony Miseho na mifoha indray: Mitsimpohafoha indray ny fofoka amin' izao fotoana izao |
Fototeny | 4 tsimpohafoha |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |