Teny iditra mitsindry (tsindry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy zavatra manindry, manapotsika: Efa mitsindry vato ve, rankizy, ny tsihy ihahazan' ny vary [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsindry
nitsindry
hitsindry

2010/05/14