|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsingina
Fototeny  2  tsingina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono
Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity
Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mitsingìna
Fototeny  10  tsingina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]

Fivaditsoratra  13 mitsingìna, mitsingina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20