Teny iditra mitsininganingana (tsininganingana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipelipelika, mihindrahindra, mihavatravatra, mihefikefika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsininganingana
nitsininganingana
hitsininganingana

2010/05/14