Teny iditra | 1 mitsinkafona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony |
Fototeny | 4 tsinkafona |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |