Teny iditra mitsipaikona (tsipaikona)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Mihodina na mamindra mitsirapadrapaka, tsy mba misonenika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsipaikona
nitsipaikona
hitsipaikona

2013/05/29