Teny iditra mitsipatsipaka (tsipatsipaka (tsipaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mihavatravatra
Ohatra Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany tanambokovoko, tsy misy mpanaraka akory. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 30]

2013/11/07