Teny iditra mitsipelika (tsipelika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsiketsika miankavia miankavanana, misavilivily, mipelipelika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsipelika
nitsipelika
hitsipelika
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31