Teny iditra (1/2) | 1 mitsipika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko mipitika : Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny |
Fototeny | 4 tsipika |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mitsipika io |
Teny iditra (2/2) | 12 mitsipika |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity |
Fototeny | 15 tsipika |
Fivaditsoratra | 16 mipitsika, mitsipika, sitampiky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22 |
![]() |