Teny iditra mitsipotipotika (tsipotipotika (potipotika (potika)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsinjarazara kely imbetsaka fa tsy atao indray mandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay être mis en petits morceaux, se partager en plusieurs petites bandes, être éparpillé [Abinal 1888]
Endriteny 
mitsipotipotika
nitsipotipotika
hitsipotipotika
Ohatra Mitsipotipotika ny fanomezany ny volako hany ka sahirana erỳ aho [Rajemisa 1985]

2015/10/01