Teny iditra mitsipozipozy (tsipozipozy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy vanona tsara, mandrorona: Mitsipozipozy ny varony hatramin' izay tsy nisian' ny entana avy any ampita izay intsony [Rajemisa 1985]

2009/02/23