Teny iditra mitsirangaranga (tsirangaranga (rangaranga (ranga)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsangantsangana, miranirany etsy sy eroa
¶ Tsy mitony fa be ahiahy: Tsy natory aho halina fa nitsirangaranga foana nieritreritra ny zanako [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay être dressé en grand nombre, comme des troncs, des branches
¶ être dans l'inquiétude [Abinal 1888]
Endriteny 
mitsirangaranga
nitsirangaranga
hitsirangaranga

2017/05/17