Teny iditra mitsirendrena (tsirendrena (rendrena))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivezivezy mankatsy mankaroa toy ny olona mbola rendremana amin' ny torimaso [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsirendrena
nitsirendrena
hitsirendrena

2013/05/29