Teny iditra mitsiretadretaka (tsiretadretaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mietry, miletsy, mikoa, mihotsaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsiretadretaka
nitsiretadretaka
hitsiretadretaka

2010/05/14