Teny iditra mitsiriritra (tsiriritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maniry fatratra hahazo na hihinana: Aza mitsiriritra fananan' olona, hoy ny Tompo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to covet [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay convoiter; désirer vivement [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitsiriritra
nitsiriritra
hitsiriritra
mitsiririta
Ohatra Tetsy izy, faly ery nitaratra ny fotsy, teroa, nanafosafo ny halaman' ny lasoà, - tery indray, nitsiriritra ny loko sy sora-damba ... [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 103]
Teny nalaina 

2012/09/25