Teny iditra mitsiriritra (tsiriritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maniry fatratra hahazo na hihinana: Aza mitsiriritra fananan' olona, hoy ny Tompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To covet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Convoiter; désirer vivement [1.8]
Ohatra Tetsy izy, faly ery nitaratra ny fotsy, teroa, nanafosafo ny halaman' ny lasoà, - tery indray, nitsiriritra ny loko sy sora-damba ... [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsiriritra
Ny lasa : nitsiriritra
Ny hoavy : hitsiriritra
Filaza mandidy : mitsiririta
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20