Teny iditra mitsitokantokana (tsitokantokana (tokana))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mandeha tsirairay fa tsy miaraka: Nanontoniana mitsitokantokana ny vavolombelona tamin' ny famotorana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sit one by one [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra tsitokantokana

2011/12/22