|
|
|
|

Teny iditra1  mitsitra
Fototeny  2  tsitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandry henjana mivalampatra: Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao
Mijihitra maty eo no ho eo: Nitsitra teo no ho eo ihany ilay vorona notorahanay
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11