Teny iditra mitsivatsivaka (tsivatsivaka (tsivaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha somary mivoaka ny tongotra fa tsy mba mahitsy tsara (misy koa miditra ny tongony, ka ireny no atao hoe bingo) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsivatsivaka
nitsivatsivaka
hitsivatsivaka

2013/05/29