Teny iditra mitsivatsivaka (tsivatsivaka (tsivaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha somary mivoaka ny tongotra fa tsy mba mahitsy tsara (misy koa miditra ny tongony, ka ireny no atao hoe bingo) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsivatsivaka
Ny lasa : nitsivatsivaka
Ny hoavy : hitsivatsivaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31